• Alatsinainy 02 Desambra 2013
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Novambra 2013
Dr Miharisoa Ramanarivo
Asa avy hatrany

Tsy niandriandry ny Dr Miharisoa sy ny mpiara-miasa aminy fa avy hatrany dia nanatanteraka ilay fanamby napetrany dia ny hanasoa ny faritr’Ambohimanarina sy ny Boriborintany faha-6.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Novambra 2013
Fanentanan’ny CENI-T
Nanomboka niaraka tamin’ny fampielezan-kevitra

Samy nanana ny fomba nisantarana ny fampielezan-kevitry ny fifidianana filoham-pirenena miaraka amin’ny solombavambahoaka ireo kandida mirotsaka mifaninana eto amin’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Novambra 2013
Kandidà Rakotomalala Rija
Dada 100% ary manohana an’ny Dr Robinson Jean Louis

Fifaninanana masina ity hatrehana mandritra ny 20 andro ity, hoy ny kandidà Rakotomalala Rivoniaina Rija ao amin’ny Boriborintany III eto Antananarivo Renivohitra, tao anatin’ny lahateny fohy nataony tetsy amin’ny Foibe toeran’ny fampielezankevitry ny VAMI (Vahoaka Miray) etsy Behoririka izay notokanana ofisialy omaly zoma 29 novambra andro voalohan’ny fampielezankevitra ho solombavambahoaka sy filoham-pirenena mitambatra.

Hamaky ny tohiny
FTT