- Alarobia 05 Martsa 2014
Seranan-tsambon’i Toamasina
Nivadika am-pitoerana ny sambo “NOA”
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Efa mivoatra saingy tsy mbola ampy ny fandraisan’andraikitry ny vehivavy amin’ny fampandrosoana ny firenena, raha araka ny nambaran-dRabetaliana Hanta, lehiben’ny faritra Matsiatra Ambony teo aloha.
Hamaky ny tohinyAhiana hamono olona eto an-drenivohitra ireo kisoa maty voapoizina avy any Arivonimamo, raha ny fanazavan’ny solombavambahoaka voafidy tany an-toerana Rakotomanjato Rodin. Mirongatra mantsy ny halatra kisoa any amin’iny Distrika iny tato ho ato.
Hamaky ny tohinyGaga ny iray fiangonana. Tsy hay izay nahazo an’ity rangahy iray 32 taona nalana devoly tamina fiangonana zandriny iray tany Toliara ny sabotsy teo. Nihinjitra be ny tenany ary latsaka hatramin’ny malotony izay nihosina tanteraka taminy.
Hamaky ny tohiny