• Zoma 07 Martsa 2014
Tranombokim-pirenena
Miteraka resabe ny famefena ny taniny

Miteraka resabe ny famefena ny ao anatin’ny faritry ny Tranombokim-pirenena sy ny fandrodanana ilay fotodrafitrasa natokana ho «Faribolan’ny Mpanakanto» izay natsangana tamin’ny fitantanan’ny minisitry ny Kolontsaina Rakotomalala Mireille.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Martsa 2014
Manandona-Antsirabe II
Toaka gasy 1 250 litatra saron'ny zandary

Nahatratra 1.250 litatra indray ny toaka gasy saron'ny Zandarimariam-pirenena teo amin'ny sakana tao Manandona amin’ny lalam-pirenena faha-7 ny zoma 27 febroary teo, tamin'ny 7 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Martsa 2014
Dahalo iray maty voatifitra
Basy MAS 36 sy bala efatra tratra

Nirefodrefotra indray ny basy tany Ambatofinandrahana ny alatsinainy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Martsa 2014
Fianarana any ivelany
Maurice no tena mahaliana ny mpianatra Malagasy

Nisokatra omaly etsy amin’ny Carlton Anosy ary hitohy anio ny “Salon des études Internationales”, karakarain’ny Madajeune. Andiany fahadimy izy ity, ahitana mpandray anjara manodidina ny 18 isa.

Hamaky ny tohiny
FTT