• Sabotsy 08 Martsa 2014
CNDH
Nanome lanja ny zo ara-politikan’ny vehivavy

Niavaka kely tsy toy ny isan-taona ny fankalazan’ny Vaomieram-pirenena misahana ny zon’olombelona ny andron’ny vehivavy manerantany tamin’ny ity taona 2014 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Martsa 2014
Dinan’i Melaky sy vono olona
Karohina mafy i Fohara amin’izao

Araka ny loharanom-baovao marim-pototra voaray dia karohin’ny fitsarana sy ny mpitandro ny filaminana amin’izao i Fohara lehiben’ny Dinan’i Melaky izay lehibena dahalo taloha nivadika sy niova fo noho ny vono olona nataony sy ny mpiara-dia aminy ny taona 2013 ka nampahazo vahana ny fitsaram-bahoaka izay tsy miraharaha ny mpitandro ny filaminana sy ny tompon’andraiki-panjakana intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Martsa 2014
Michael Jackson
5 taona aty aoriana, nipoitra ny zanany voalohany

Mitombo ny fianakaviana Jackson. Izy no maty tamin’ny 2009, dimy taona lasa izay, fa ny zanaka amam-parany mipoitra tsikelikely.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Martsa 2014
Mpandraharahan'ny fonja Vakinankaratra
Manamafy ny fitakiana hananana Sekreteram-panjakana

Namoaka fanambarana manamafy ny fitakiana ny fametrahana Sekreteram-panjakana miadidy ny fandraharahana ny fonja ireo mpikambana avy amin'ny SPAPM na ny “Syndicat du Personnel de l'Administration Penitentiaire Malagasy”, ny zoma 2 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT