Liberia

> Nifampihinana ny samy olona nandritry ny ady an-trano


  • Sabotsy 08 Martsa 2014


Firenena rotiky ny ady an-trano nandritra ny 17 taona i Liberia. Nahatratra 150.000 ny olona namoy ny ainy tao anatin’izany. Nampivarahontsana ny zava-nitranga satria tsy vitan’izay mifamono ny samy Liberianina fa mifampihinana ihany koa satria noheverina fa rehefa mihinana ny fon’ny olon-kafa izy dia mahazo ny herin’ity farany. Nisy ady an-trano tao Liberia, tsiahivina ihany fa noho ny fivakisan’ny tafika, ka nisy nanaraka ny filoha tamin’izany i Charles Taylor, ary nisy ny mpikomy, izay olon-tsotra ny ankamaroany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT