- Alakamisy 27 Martsa 2014
Actualités.Ifanihy 30 taona nampitana «vazo miteny»
30 taona nihanoka tao anatin'ny hira manana ny maha izy azy i Ifanihy.
Hamaky ny tohiny30 taona nihanoka tao anatin'ny hira manana ny maha izy azy i Ifanihy.
Hamaky ny tohinySaron’ny Zandary tao Betafo ny andian-jiolahy raindahiny amin’ny vaky trano. Malaza ho mpanao fonoka izy ireo, satria na ao an-trano aza ny tompon-trano dia tsy misy mahare ny halatra ataony na batainy hatramin’ny kidoro atoriana aza.
Hamaky ny tohinyHomarihina anio alakamisy 27 martsa ny andro eran-tany momba ny teatra. Mandalo fotoan-tsarotra ny teatra Malagasy noho ny tsy fisian’ny trano tena fampisehoana teatra.
Hamaky ny tohinyNisesisesy nandritra ny tetezamita, ary natetika hatramin’ny fiandohan’ity taona ity, ny fahatrarana volamena saika haondrana teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato. Amina kilao maromaro mihitsy no efa tratra ary ana miliara no vidiny.
Hamaky ny tohinyFiara minibus Mazda iray Zotra 164 mampitohy an’Ambohipo amin’Analakely no tojo olana teknika teo amin’ny fidinambe eny Andohanimandroseza iny omaly tolakandro, ka tsy tana fa namantana tamin’ireo trano hazo sy mpivarotra amoron-dalana sady nifaoka olona tety ivelany.
Hamaky ny tohinyNanomboka tamin’ny fomba ofisialy ny alatsinainy 24 martsa 2014 teo ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny fampisehoana sy fanentanana ny olon-drehetra hitsidika sy hisafidy amin’ireo sary pika miisa 35 voatsongan’ireo mpitsara avy eto Antananarivo tafiditra ao anatin’ilay fifaninanana «BMOI Amie des Arts». Manana hatramin’ny sabotsy 05 aprily 2014 ireo mpankafy ny zavakanto hanome ny valin’ny safidin’izy ireo.
Hamaky ny tohiny