Actualités

Ifanihy 30 taona nampitana «vazo miteny»


  • Alakamisy 27 Martsa 2014

30 taona nihanoka tao anatin'ny hira manana ny maha izy azy i Ifanihy.

 "Vazo Miteny" no nahafantarana azy nandritra ireo fotoana  maro ireo, izay kolontsaina mampiavaka azy no mampisongadina ihany koa ny hira madinika maha Malagasy. Ny alahady 30 martsa 2014 izao indray no hanandratra ny sanganasany i Ifanihy, manomboka amin'ny 3 ora, ao amin'ny Ivontoeran'ny Kolontsaina Malagasy na IKM Antsahavola. Mandritra ny roa ora sy sasany no hikaloan'Ifanihy ny hira mampiavaka azy sy ireo sangan'asa fivelarana vaovao tsy mbola henontsika, handravaka ity fampisehoana ity, izay marihina ihany koa fa tafiditra indrindra amin'ny fankalazana ny "Taom-baovao Malagasy 2014".

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT