- Sabotsy 28 Desambra 2013
Andry Rajoelina
Hitokana faramparany ireo «manarapenitra»
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hiverina alohan’ny fotoana ! Nahoraka tamin’ny tambazotran-tserasera samihafa teto an-drenivohitra omaly hariva fa nikoropaka niverina an-tanindrazana ny kandida Hery Rajaonarimampianina raha nisintaka kely tany Frantsa nanao fetin’ny Noely niaraka tamin’ny vady aman-janany sy ireo mpiara-miasa akaiky aminy.
Hamaky ny tohinyMiverina eto amin’ny firenena indray ny zava-nisy tamin’ny taona 2002, hoy ny Rév. Andrianalijonh Ndriamanampy Satrobory, noho ny hambom-pon’ireo niatrika ny fifidianana farany teo izay samy nilaza fa nandresy.
Hamaky ny tohinySaika manerana ny Nosy mihitsy ankehitriny no ahenoana fitarainana noho ny resaka hala-bato sy fikasana hanao hosoka tamin’ny valim-pifidianana farany teo.
Hamaky ny tohinyTsy nahasarika olona tahaka ny isan-taona ny fiatrehana ny misasak’alin’ny Noely noho ny resaka tsy filaminana ao Toamasina, na niezaka naka mpiambina manokana avokoa aza ny ankamaroan’ireo fiangonana mba hiambina ireo fananan’ny mpino.
Hamaky ny tohiny