Actualités

Fanatsarana ny fitantanam-bolam-panjakana Fahombiazana no azo tao Amoron’i Mania


  • Zoma 28 Martsa 2014

Nifarana ny alarobia 26 martsa teo, tao amin’ny Artisan Hôtel Ambositra ilay atrikasam-paritra niresahana mikasika ny fitantanam-bolam-panjakana.

 Nitarika izany ny teo anivon’ny «Cour des comptes» sy ny PGDI ary ny “Tribunal financier” Fianarantsoa. Nahatratra 120 ireo mpandray anjara niatrika izany izay nahitana mpiasam-panjakana mpikirakira ny volam-panjakana sy manampahefana ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania niatrika izany. Ireto farany izay naneho ny fahafahampony nandray ny fampahafantarana nomena azy mikasika ireo didy aman-dalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana. Harafitra ho paikady hikaonan-doha eto Antananarivo ka hoenti-mamolavola hevitra hatolotra ny fanjakana foibe ireo hevitra tapaka isam-paritra ireo. Ankoatra ny Faritra Amoron’i Mania dia anisan’ny Faritra nanatanterahana ny atrikasa toy izao ny tany Itasy sy DIANA.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT