Actualités

Kolikoly Minisitra 5, Sekretera jeneraly 3 nohadihadian’ny Bianco


  • Zoma 28 Martsa 2014


 Miasa ny Bianco, fa tsy mipetra-potsiny araka ny fanaratsiana ataon’ny sasany, hoy ny Tale jeneralin’ity Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly ity, Rabetrano Faly. Nentiny nanamafisana izany dia nambarany  fa Minisitra 5 tao anatin’ny tetezamita miampy Sekretera jeneraly 3 nohadihadian’ny Bianco. Matetika anefa no mangina tsy misy tohiny na very anjavony ny raharaha rehefa tonga eny amin’ny Fitsarana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT