Actualités

Tolagnaro Mpiandriaka telo natelin’ny ranomasina, roa avotra, iray tsy hita popoka


  • Zoma 28 Martsa 2014


 Vokatry ny onjan-dranomasina tsy nampoizina dia mpiandrika telo mianaka no navadiky ny lakana ny tolakandron’ny talata teo, tany Tolagnaro. Ny roa avotra soa aman-tsara ny ainy. Ny iray kosa, izay lehilahy sahabo ho 40 taona tsy mbola hita popoka ka eo am-pikarohana azy ny Fokonolona hatramin’izao ora andefasana any vaovao izao. Voalaza fa teo am-piverenana hamonjy fodiana izy telo mianaka ireto no nivadika tampoka ny lakana, tsy nahatohitra ny herin’ny onjan-dranomasina.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT