Actualités

Jly Ravalomanana Richard “Henjehinay ireo mpanao tantely afa-drakotra harem-pirenena”


  • Zoma 28 Martsa 2014

«Mitohy ny ady amin’ny kolikoly sy ny fanaraham-penitra ny fitsipi-pifehezana, ka tsy handefitra amin’ny zandary manao hadalana izahay», hoy ny Jly Richard Ravalomanana tany Toliara omaly nandritra ny lanonana notanterahina tao amin’ny fari-piadidiam-paritry ny zandarimaria Tsianaloka.

 « Na maty na velona Remenabila, mitohy ny ady amin’ny asan-dahalo, ary tsy maintsy miady isika amin’ny fitaovana eo am-pelatanana». Notsiahiviny teto fa zandary 25 no matin’ny dahalo tany Atsimo ny taona 2013, raha zato mahery ny malaso matin’ny Fokonolona. Nasian’ny Jly Richard Ravalomanana, Komandin’ny Zandarimaria, tsindrim-peo ihany koa ny mahakasika ny trafikana andramena, izay nilazany fa sady mahasosotra  no manahirana. «Na izany aza, henjehinay hatramin’ny farany ireo mpanao tantely afa-drakotra harem-pirenena mba tsy hisian’ny tsy maty manota eto amintsika ka hanjakan’ny tany tan-dalàna».

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT