• Alarobia 02 Aprily 2014
Actualités.Governemanta Ny tonta ihany no avadibadika ?

Raha mbola ankamantatra izay mety ho praiminisitra dia efa misy kisarisary azo raisina kosa momba ny mety ho endriky ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aprily 2014
Actualités.Banky BNI Lasan’ny Karana ambongadiny

Vita hatreo ny ezaka fanakanana ny famarotana ny banky BNI amin’ny vondrona orinasa Groupe Ciel izay fananan’ny Karana Maorisianina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aprily 2014
Actualités.Federalista sy Herivelona Rasalama Niara-nahatsiaro ireo lavo tamin’ny 31 martsa 1992

Nifanindran-dalana indray omaly tamin’ny alalan’ny fanaterana fehezam-boninkazo teny amin’ny Cemes Soanierana nahatsiarovana an’ireo lavo tamin’ny raharahan’ny 31 martsa 1992 toa an’i Laha Gaston Atoa Alain Ramaroson (Herivelona Rasalama 1991) sy Tabera Randriamanantsoa (Federalista CNEF).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aprily 2014
Actualités.Evekan’Antsirabe Ho lasa Kardinaly ?

Banga ny toeran’ny kardinaly taorian’ny nahalasanan’ny arsevekan’Antananarivo, Mgr Razafindratandra Armand Gaëtan ny 09 janoary 2010.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aprily 2014
Actualités.Atsimondrova-Ambatondrazaka Nisy nametraka baomba

Olona sendra nandalo no nahatsikaritra voalohany fa misy zavatra mifono hafahafa ao anaty trano zozoro manamorona ny arabe misy ny fanariam-pako ao amin’ny Fokontany Atsimondrova Ambatondrazaka, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aprily 2014
Actualités.Jiolahy mitam-basy Dimy voasambotra, vehivavy ny iray

Saron’ny polisim-pirenena nandritra ny fisafoana tao Andranomafana ny alin’ny zoma 28 Martsa teo ny andian-jiolahy mpanao fanafihana mahery vaika tao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
FTT