- Alarobia 02 Aprily 2014
Actualités.Bevato - Befandriana Atsimo Migadra ny Ben’ny tanàna
Mivadika ny rasa ao Bevato, Kaominina Befandriana Atsimo any Ankazoabo. Naiditra am-ponja mandra-piandry ny fitsarana amin’ny 04 aprily izao ny Ben’ny tanàna ao an-toerana sy ny rahalahiny.
Hamaky ny tohiny