Actualités

Cinema Extreme 12D Efa misokatra ho an’ireo mpanjifa


  • Alarobia 02 Aprily 2014

Taorian’ny fisokafan’ny efitrano fijerena “Cinema Extreme 5D” etsy Antanimena tamin’ny volana septambra dia efa tonga eto koa ny “Cinema 12D”.

 Efitrano roa mahazaka olona sivy avy no misy etsy Antanimena ka ho an’ny 5D ny iray ary ho an’ny 12 D ny iray. Ankoatra ireo dia misy koa ny “Cinema mobile” izay ahafahan’ireo mpanjifa migoka ity fialamboly efa malaza any ampita ity mandritra ny hetsika “Grande Braderie” etsy Mahamasina. Anisan’ny nitovian’ity 12D ity amin’ny 5D ny fiainana mivantana izay hitan’ny maso toy ny fahatsapana rivotra, orana, tselatra, ranomandry ary setroka.

Tombony amin’ity endriny vaovao ity kosa ny fahatsapana fofona, afo, kintana, rano, fihovitrovitry ny seza ary ilay endriny tena mampangitakitaka antsoina hoe “ghost”. Haverina hitety faritra maro eto Madagasikara moa ilay “Cinema mobile” ka Antsirabe no hisantatra izany amin’ny fetin’ny Paska.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT