Actualités

Zandarimariam-pirenena Hampahalalana misimisy kokoa ny tantarany sy ny fivoarany


  • Alarobia 02 Aprily 2014


 Mikarakara hetsika lehibe ny eo anivon’ny zandarimariam-pirenena anio alarobia 02 aprily nomena anarana hoe : “Andron’ny Zandarimariam-pirenena”. Manerana ny Nosy ny hetsika, fa ho an’ny eto an-drenivohitra dia hatao eny amin’ny minisiteran’ny kolontsaina sy ny vakoka Anosy.

Hisy ny fampirantiana hampahalalana misimisy kokoa ny tantaran’ny Zandarimariam-pirenena sy ny fivoarany. Hisy ihany koa fampisehoana fahaiza-manao sy hakingana ary valandresaka arahina adihevitra. Raha tsiahivina dia ny 02 aprily 1969 no daty nandraisan’i Lietnà-Kolonely Richard Ratsimandrava ny fibaikoana ny zandarimariam-pirenena, izay manamboninahitra malagasy voalohany nitazona izany andraikitra izany.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT