- Zoma 04 Aprily 2014
Actualités.Andrainarivo Kitapo mainty nahiana ho baomba
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hafakely sy hiavaka indray ny fampisehoana hatolotr'i Jerry Marcoss ho an'ireo mpankafy azy eto an-drenivohitra ny 21 aprily ho avy izao, Alatsinain'ny Paska eny amin'ny Coliseum Antsonjombe.
Hamaky ny tohinyNamela takaitra tamin’ny ilany andrefan’ny Nosy iny ny rivodoza «Hellen», araka ny tarehimarika voaray mantsy dia olona 3 no maty, 8 tsy hita popoka ary mahatratra 1 539 ireo niharam-boina, 1 204 kosa ireo tsy manan-kialofana.
Hamaky ny tohinyOlana sedrain'ireo tantsaha mpamokatra ao anatin'ny Kaominina Talatamaty, Distrikan'Ambohidratrimo ny resaka rano. Manoloana izany dia fantatra fa hiara-kiasa amin'ny APIPA ny Kaominina amin’ny fanamboarana lakandrano sy ny tohodrano hahafahana mifehy ny rano ilain'ny tantsaha.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny nasian’ny Amiraly tsindrim-peo manokana tao anaty kabary nataony teny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina tamin’ny fotoam-pankalazan’ny Arema ny faha-38 taonany ny amin’ny Radio Tsioka Vao.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny