Actualités

RN 7 Antsirabe Tovolahy iray maty nofaohin'ny taksibrosy avy any atsimo


  • Alakamisy 03 Aprily 2014


 Namono olona indray ny lalam-pirenena faha-7. Ny talata 01 aprily, tokony ho tamin'ny fito ora sy sasany hariva dia tovolahy iray, 25 taona, mpiasa amina toby fitsinjarana solika handeha hody any Andranonahoatra, mivoaka mianatsimo mihazo ny lalana ho any Ambositra iny no voafaokan'ny fiara mpitatitra avy any atsimo nikasa ho aty Antananarivo. Vokany, maty tsy tra-drano ilay tovolahy ary potika tsy nisy noraisina ny Moto nentiny. Gaga ireo namany satria mbola niaraka nisotro kely izy ireo nialoha ny hisarahana no izao niharan-doza izao. Ny loza tokoa tsy mampilaza !

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT