• Alakamisy 09 Janoary 2014
Toamasina
Miverina indray ny “dengue” sy “chikungunya” ?

Samy manana ny filazany amin’ny fizahana ireo marary tonga eo aminy ireo mpitsabo ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2014
Fikasihan-tanana mpanao gazety tany Toliara
Manameloka ny herisetra amin'ny endriny rehetra ny Minisiteran’ny Serasera

Na dia efa milamina aza ny raharaha mahakasika ny fanaovana herisetra tamin’ny mpanao gazetin’ny RNM/TVM Toliara, Siely Landernaux, ny harivan’ny sabotsy 04 jolay teo, dia manameloka ny fihetsika tsy faneho masoandro mamohehatra amin’ny fikasihan-tanana mpanao gazety ny Minisiteran’ny Serasera.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2014
Maitre Gims
Hanolotra seho matihanina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Janoary 2014
Hala-jaza
Mihorohoro Antsiranana, nikatona ny sekoly sasany

Miaina anaty tebiteby ny mponina ao Antsiranana hatramin’ny fiandohan’ny herinandro no ho mankaty noho ny resaka hala-jaza.

Hamaky ny tohiny
FTT