Nirehitra ny trano vaovaon’ny RNM-TVM ao Ambatoratsy Antalaha. Ny faran’ny herinandro teo no nisehoan’ny loza. Tsy fantatra mazava ny anton’ny firehetana. Sady tsy misy herinaratra anefa no tsy misy fatana ao amin’ilay trano. Entana an-tapitrisany ariary no potika tao anatin’izany.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.