Fiara efa maherin'ny folo no latsaka tao anatin'ilay lavaka tetsy Antanimena nanoloana ny toby mpaninjara solika TOTAL. Ny polisy mpandrindra ny fifamoivaizana teny an-toerana no niantso ny Fivondronana vao tonga ny mpanamboatra. Raha ny fomba nanaovana ny fanampenana anefa dia tsy hateza ka hisy hilatsaka indray ao amin'io satria tsy manara-penitra ilay fotodrafitrasa.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.