• Alakamisy 10 Aprily 2014
Actualités.Profesora RABI “Hebreo ny Malagasy”

Efa fotoana tokony hahafantaran’ny Malagasy ny momba azy izao, hoy Profesora Rabi, Malagasy ray, Malagasy reny nanao fikarohana momba ny Malagasy sy ny tantarany am-polony taona taona teto an-toerana sy tany ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Aprily 2014
Actualités.Voatifitra tsy nahy Poa-maso i Berthine

Jiolahy no nenjehina, olona tsy manan-tsiny no lasibatra ary mitondra takaitra mandra-pahafatiny. Niantefa tany amin-dRtoa Rasoanandrasana Berthine, renim-pianakaviana 23 taona, monina ao Bazary kely Toamasina ny balan’ny zandary nisambotra jiolahy nambara ho mpaka an-keriny Karana, ny 02 desambra 2013, tokony ho tamin'ny 7ora hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aprily 2014
Actualités.Eo ampiandrasana praiminisitra Miaka-dapa ny valala

Ny valala misy ny mpilaza mahay ! Ara-bakiteny tokoa io, raha ny zavatra hita teny Atsimondrano teny tao anatin’ny roa andro izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aprily 2014
Actualités.MALAZA ERANTANY AFRIKA GUINEE : 98 no matin’ny Ebola

Efa namono olona 98 tany Guinée ny viriosy Ebola. Trangan’aretina 151 no hita ka nitarika fahafatesana ny 98 tamin’ireo. Tsy mety voafehy ity valanaretina ity, izay manomboka mihanaka amin’ireo firenena mifanolo-borindrina aminy.

Hamaky ny tohiny
FTT