Actualités

Eo ampiandrasana praiminisitra Miaka-dapa ny valala


  • Alarobia 09 Aprily 2014

Ny valala misy ny mpilaza mahay ! Ara-bakiteny tokoa io, raha ny zavatra hita teny Atsimondrano teny tao anatin’ny roa andro izay.

 Miaka-dapa ny valala mena elatra rehefa tsy mety voatendry ny praiminisitra. Rehefa avy nitety an’i Menabe, Bongolava ary Vakinankaratra dia niditra an’Analamanga hatry ny talata teo ny andiam-balala matevina. Nitety iny ilany atsimon’ny Distrikan’Atsimondrano iny izy omaly tontolo ary nitokona tao Ankadivoribe, Beravina nony hariva, rehefa avy nihaodihaody teny Bongatsara, Kaominina misy ny Lapam-panjakana Iavoloha. Fanaovana donak’afo amin’ny alalan’ny fandoroana tanety sy bozaka no hany mba fitaovana hitan’ny tantsaha nandroahana ireo andiam-balala ireo. Na izany aza dia nandripaka voly tamin’izay toerana nolalovany izy ireo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT