• Alakamisy 10 Aprily 2014
Actualités.Fihinanana sokatra an-dranomasina Fianakaviana roa marary, misy miady amin’ny fahafatesana

Vokatry ny fihinanana Fano na sokatra an-dranomasina izay voasokajy ho vokatra an-dranomasina misy poizina mahafaty noho ny fihinanany lomotra madinika tsy hita maso an-dranomasina, dia fianakaviana roa samy hafa omaly maraina sy afak’omaly no marary mafy ao Toliara, ka ny iray amin’io ao amin’ny Fokontany Mahavatse.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Aprily 2014
Actualités.FIM andiany faha-9 Hanome vahana ny mpandraharaha Malagasy

Hotanterahina etsy amin'ny Parc des expositions Forello Tanjombato ny 15 ka hatramin'ny 18 mey ho avy izao ny andiany faha-9 amin'ilay foara iraisam-pirenena eto Madagasikara na ny FIM.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Aprily 2014
Actualités.Andramena tratra ao Manambolosy Mampiaka-peo ireo tompony

Nogiazan’ny Fokonolona ny faran’ny herinandro lasa teo ireo bolabolana andramena miisa 657 tratra ao amin’ny trano fitehirizana entana ao amin’ny Kaominina Manalambosy, lalam-pirenena faha-5 mihazo an’i Maroantsetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Aprily 2014
Actualités.Lalao afrikanina sokajy zandriny Fantatra ireo Makis U18 ho any Botsoana

Navoakan’ny ekipa teknikan’ny Federasiona malagasin’ny rugby omaly ny lisitr’ireo mpilalao 12 handrafitra ny ekipa Malagasy hiatrika ny Lalao afrikanina andiany faha-2 hatao any Gaborone Botsoana ny 22-31 mey izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Aprily 2014
Actualités.Ambatondrazaka Ankizivavy nilalao ankiafina nisy nanolana

Ankizivavy nilalao ankiafina tao amin’ny Fokontany Antanifotsy no nalaina tovolahy an-kolaka ho any an-tranony fa hoe ao ilay ankizy tadiavina no miafina.

Hamaky ny tohiny
FTT