Actualités

Andranovelona Ankazobe Lehilahy iray nahatrarana vola sandoka 470.000Ariary


  • Alakamisy 10 Aprily 2014


 Miparitaka ny vola sandoka ! Nandoa vola vindin-tsakafo hariva tamina toeram-pisakafoanana iray tao Andranovelona Ankazobe ity lehilahy iray, 30 taona, no sarona, ny harivan’ny talata 08 aprily teo. Vola iray alina Ariary no natolony. Nampiahiahy ny mpivarotra ilay vola. Nampandre ny mpitandro ny filaminana izy ireo. Rehefa natao ny fisavana ny entany dia nahatrarana vola sandoka miisa 47 amin’ny 10.000 Ariary. Nandeha taksibrosy niala avy eto Antananarivo hihazo an’Antanimbary, Kaominina malaza amin’ny fitrandrahana volamena any Maevatanana, ity lehilahy ity no izao sarona izao.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT