• Alatsinainy 14 Aprily 2014
Actualités.Fiahiana ara-tsosialy Tany Mahanoro ny CNaPS

Mba tsy hampivezivezy sy tsy haha tompon-trano mihono ireo mpampiasa sy ny mpiasa any Mahanoro momba ny fiahiana ara-tsosialy dia nidina ifotony tany an-toerana ny ekipan’ny Tahirim-pirenena nikarakara fiofanana ny talata 08 aprily hatramin’ny zoma 11 aprily lasa teo tao amin’ny “Congrégation Chinoise” Mahanoro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Aprily 2014
Actualités.Kolonely mpamatsy basy jiolahy Eo am-pelatanan’ny BC ny fanadihadiana

Tsy nahafaly ireo lehiben’ny zandary ao Toamasina ny nahazoan’ny mpanao gazety, ny vaovao mahakasika ny naman’izy ireo kolonely “voarohirohy” amin’ny famatsiana basy jiolahy tratra tao Toamasina ny alatsinainy lasa teo tao Bazary be.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Aprily 2014
Actualités.Praiminisitra Kolo Roger Zanak’olona tia fihavanana

Teraka ihany Ambatobevohoka, hoy ny tetsy amin’ny Magro Behoririka tamin’ny sabotsy teo, taorian’ny fivoahan’ny anaran’ny praiminisitra vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Aprily 2014
Actualités.Sekretera jeneralin'ny OIF Hanohana an'i Maorisy i Madagasikara

Mihetsiketsika mafy mihitsy ny sekretera jeneralin'ny Vaomieran'ny Oseana Indiana Jean Claude de l'Estrac mba hahazoana namana maro manohana ny firotsahan'ny Nosy Maorisy amin'ny toeran'ny Sekretera jeneralin'ny OIF (Frankôfônia).

Hamaky ny tohiny
FTT