Actualités

Praiminisitra Kolo Roger Zanak’olona tia fihavanana


  • Alatsinainy 14 Aprily 2014

Teraka ihany Ambatobevohoka, hoy ny tetsy amin’ny Magro Behoririka tamin’ny sabotsy teo, taorian’ny fivoahan’ny anaran’ny praiminisitra vaovao.

 Voahaja ny tsy fombana ny atsy na ny aroa, hoy i Eric Antsohihy fa sady tsy Mapar no tsy Pmp ny praiminisitra vaovao fa olom-baovao sady raiamandreny. Ho tsara ny herinandro Masina, hoy i Brenda fa ho teraka ny governemanta vaovao ary tsy maintsy hifamela heloka isika ao anatin’izany. I Kolo Christophe izay “receveur”-n’ny Paositra mamy hoditra tamin’ny mpiara-monina tany Toliara no baban’i Kolo Roger, hoy Raoely Ramosa nitarika ny delegasion’ny Zanak’i Dada avy any Toliara tonga manokana tetsy amin’ny Magro Behoririka. Olona tia fihavanana i Kolo Roger, hoy izy, izay “zaza niara-lehibe taminay ka antenaina hitondra ny fampihavanana marina eo amin’ny samy Malagasy”.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT