Actualités

67ha Atsimo Lehilahy iray maty tsy tra-drano voadonan’ny taksibe


  • Alatsinainy 14 Aprily 2014


 Nandriaka ny ra tetsy  67ha atsimo omaly alahady tokony ho tamin’ny fito ora hariva. Lehilahy iray no nofaohin’ny taksibe iray amin’ny zotra mankeny Itaosy eny. Maty tsy tra-drano ilay rangahy. Tsy nijanona anefa ilay nahavanon-doza, fa nanohy ny diany hatrany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT