Actualités

Christian Kely (Club M) Ho kandida Ben’ny tanŕna eny Antehiroka


  • Alatsinainy 14 Aprily 2014


 Hiditra lalindalina kokoa amin’ny asa fampandrosoana an’Antehiroka ny zanak’iny faritra iny. Najoro ara-panjakana mihitsy ny fikambanan’izy ireo : Zanak’Antehiroka Miray Hina. Araka ny nambaran-dRamboazafy René sy Rafidimanana dia handrotsaka kandida amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna ho avy eo ny fikambanana, ka ny filoham-boninahitra Rakotoarimanana Christian na Christian Kely (Club M) no hitondra ny fanevan’ny fikambanana amin’izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT