- Talata 15 Aprily 2014
Actualités.Pr Rabesa Zafera Antoine Nijery ny fahasimbana tao amin’ny Campus Ambondrona
Tsy mety ny fanapotehana ireo fotodrafitrasa sy ny fananam-panjakana ao amin’ny campus Ambondrona tamin’ny fitakiana nataon’ireo mpianatra, hoy ny filohan’ny oniversite Mahajanga Rabesa Zafera Antoine raha nitsidika io toerana io ny tenany ny alatsinainy maraina teo.
Hamaky ny tohiny
