- Alarobia 16 Aprily 2014
Actualités.Manalalondo Vohitra fito no indray notafihin’ny dahalo
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Saro-pady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro ny toerana jeografika misy an’i Madagasikara. Misedra loza ara-boajanahary foana ny ampahefatry ny mponina ao, araka ny fanadihadiana nataon’ny Banky iraisam-pirenena.
Hamaky ny tohinyEfa ela no niandrasan’ny mpiasan’ny SIRAMA ny fisotroan-drononony, indrindra ireo mpiasa “deflate” (naato tamin’ny asany) tamin’ny taona 2007.
Hamaky ny tohinyDimy taona tsy azo havaozina ny fe-potoam-piasan’ny Tale jeneralin’ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly (Bianco).
Hamaky ny tohinyMbola hanohy ireo fihetsika mamoafady nanomboka tamin’ny taona 2009 ve ny mpitondra ankehitriny sa vonona ny hamafa sy hanadio tanteraka ireo tarazo sy farasisa nandrava ny firenena taorian’ny fanonganam-panjakana ?
Hamaky ny tohiny