Actualités

Karama farany ambany


  • Alarobia 16 Aprily 2014


 15% Taorian’ny fifampidinihana naharitra dia nifanaraka ny Fiaraha-midiniky ny mpiasa Malagasy sy ireo vondron’ny mpampiasa fa nakarina ho 124.237 Ar ny karama farany ambany ho an’ny sokajy N1 amin’ny sehatra tsy miankina, raha nanodidina ny 108.000Ar izany teo aloha. 15% eo ny fiakarana. Andrasana ny didim-pitondrana mampanan-kery io fanapahan-kevitra io.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

Hijery ny tohiny
FTT