Vohitra fito eo anelanelan’i Manalalondo (Arivonimamo) sy Faratsiho no nasesin’ny andian-dahalo notafihina ny alahady teo. Maro no naratra voatifitra, misy tsaboina ao amin’ny HJRA ny sasany, tao ny very vola sy fananana. Miantso vonjy ny mponina, izay mila hiraviravy tanana noho ny tsy fandriampahalemana.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.