• Alakamisy 24 Aprily 2014
Actualités.Kabary Malagasy Hiaka-tsehatra any amin’ny Oniversiten’i Sorbone - Paris

Mbola ao anatin’ny fankalazana ny faha-50 taonany ny Fikambanan’ny Mpikabary eto Madagasikara (FIMPIMA) ankehitriny. Raha tsiahivina dia nosokafana tamin’ny fomba ofisialy tany Toamasina izany ny volana jona 2013.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Aprily 2014
Actualités.Minisiteran’ny fahasalamana Hanangana hopitaly ho an’ny vonjy aina

Tontosa omaly ny fifamindram-pahefana teo amin’ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka vaovao Kolo Roger sy ny nodimbiasiny Ramaroson Vaomalala Olga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Aprily 2014
Actualités.Hopitaly HJRA Ampefiloha Enina ny maty nandritra ny fetin’ny Paska nandalo tao aminy

Nahatratra enina be izao ireo olona namoy ny ainy nandritra ny fetin’ny Paska lasa teo nandalo tetsy amin’ny hopitaly HJRA etsy Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
FTT