- Alakamisy 24 Aprily 2014
Actualités.Ady amin’ny andiam_balala 15 tapitrisa dolara no mbola tadiavina
Ao anatin’ny efa-taona no hanaovana ny famonoam-balala izay nanomboka tamin’iny 2013 iny ka hatramin’ny 2016.
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny efa-taona no hanaovana ny famonoam-balala izay nanomboka tamin’iny 2013 iny ka hatramin’ny 2016.
Hamaky ny tohinyHanome lelavola mitentina 17 tapitrisa dolara hanampiana ny tetibolam-panjakana ny governemanta japoney ho setrin’ny fijoroan’ny governemanta vaovao, hoy i Ruyhei Hosoya, masoivoho japoney miasa sy monina eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTsy kely lalana ny ratsy ! Vitan’ny mpisoloky indray mantsy izao ny misandoka karaman’ny mpiasam-panjakana. Telo lahy no voasambotra nandritra ny fetin’ny Paska teo. Antontan-taratasy hosoka efa maty paika sy tsara lamina no nampiasain’izy ireo.
Hamaky ny tohinyHandoa ny karaman'ireo mpampianatra mpiasam-panjakana tapaka karama nandritra ny fitokonana nataony ny minisitry ny fanabeazam-pirenena vaovao Rabariniaina Paul fantatry ny maro tamin’ny anarana hoe Paul Rabary.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny