• Sabotsy 26 Aprily 2014
Actualités.Mpanara-maso ny fitantanana ny raharaham-panjakana Andiany “Ombalahy Bemaso” navoaka tetsy amin’ny ENAM omaly

Niampy 45 mianadahy indray ireo mpanara-maso ny fitantanana ny raharaham-panjakana, satria dia navoaka ofisialy omaly rehefa avy nanaraka fiofanana nandritra ny roa taona ny andiany faha-4 nisalotra ny anarana “Ombalahy Bemaso”.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Aprily 2014
Actualités.ORTM Misy tsy milamina

Namela takaitra ao amin’ny ORTM izay ivondronan’ny TVM sy ny RNM ny minisitry ny serasera teo aloha. Maro moa ireo mpanao gazety tratran’ny halako bika, tsy tiako tarehy izay nosaziana tsy afa-manolotra vaovao nandritra ny dimy taonan’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Aprily 2014
Actualités.Trafika boaderôzy Mampiaka-peo ireo mpandraharaha any Analanjirofo

Ho lasa alavitra ity resaka fanorotoroana olona mpanao aferana boaderôzy ity taorian’ny nanoloran’ny praiminisitra teo aloha, Beriziky Jean Omer, ny anarana mpandraharaha telo avy any Analanjirofo izay ambara fa lohandohan’ny mpisorona amin’ny afera hazo sarobidy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Aprily 2014
Actualités.Carmela du Sud Hanolotra «Cabaret mafana»

Tsy nandao ny sehatry ny mozika akory i Carmela du Sud fa mbola niketrika ny tsara kokoa hatolotra ireo mpankafy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Aprily 2014
Actualités.Tavy bata-tany Vokatra “Vita Malagasy” hanafoana ny kere

Fanambin’ny fitondrana nifandimby teto i Madagasikara hahavita tena ara-tsakafo. Tsy nofinofy fa azo tratrarina izany. Ananantsika rahateo ny olona tantsaha 85%-n’ny Malagasy, midadasika ny tany, ananantsika ny toetr’andro, ny rano, ny teknika sy ny fitaovana toy ny “Tavy bata-tany”. Nisy ny resadresaka nifanaovana tamin-dRaharinaivo Juslain, mpamorona azy ity.

Hamaky ny tohiny
FTT