Actualités

Carmela du Sud Hanolotra «Cabaret mafana»


  • Sabotsy 26 Aprily 2014

Tsy nandao ny sehatry ny mozika akory i Carmela du Sud fa mbola niketrika ny tsara kokoa hatolotra ireo mpankafy.

 Anio alin’ny 26 aprily izao, etsy amin’ny Le Glacier Analakely no hanoloran’ity mpanakanto mpiangaly ny mzoika mafana sy milamina ity ny kantony izay nasiam-panavaozana avokoa ny lafiny fandrindrana. «Les 07 mercenaires» ahitana ireo mpitendry sy mpihira efa matihanina avokoa toa an’i Pascal kininika hilalao ny gitara, Jacky (gitara beso), Rafaly (aponga maroanaka), Joffre (vatamaroafitsoka),  ary i Mirana sy i Liva ireto farany izay mpiantsoroka ny feo lafika no hiaraka hisalahy amin’i Carmela du Sud hanolotra ny meva sy hampianjaika ny kanto eny an-toerana. Hafana tanteraka, araka izany, ny fiarahana amin’ity mpanakanto manana ny hoaviny mamiratra ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT