- Alatsinainy 28 Aprily 2014
Actualités.Rotaract Club Nifoha tamin’ny torimasony ireo efa natory
Maro tamin’ireo fikambanana Rotaract sy Rotary teto amintsika no efa nangatsiaka tanteraka tamin’ny taona 2012-2013, araka ny fantatra.
Hamaky ny tohinyMaro tamin’ireo fikambanana Rotaract sy Rotary teto amintsika no efa nangatsiaka tanteraka tamin’ny taona 2012-2013, araka ny fantatra.
Hamaky ny tohinySesilany ny lozam-pifamoivoizana tao Antsirabe ny faran’ny herinandro lasa teo ka saika namoizana aina avokoa izany.
Hamaky ny tohinyNivadika tao Mandraka ny sabotsy tolakandro teo ny fiarabe iray mpitatitra solika avy any Toamasina. Fiolahana ny toerana nitrangan’ny loza ka nivarina tany an-kady avy hatrany ilay fiarabe raha iny izy niala sakana tampoka iny, araka ny fantatra. Maty tsy tradrano ny mpamily.
Hamaky ny tohinyTrangan-javatra mampalahelo no nitranga tany amin'ny Distrikan'i Miandrivazo ny alakamisy lasa teo. Zazavavy kely iray 7 taona no naolana lehilahy iray efa 37 taona.
Hamaky ny tohinyNy teny hoe «Maçonnerie» dia nentina nilaza ireo «mpipaika vato» (tailleur de pierre) araka ny famaritan’ny teny frantsay azy.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray maty, iray naratra, may ny moton’ny zandary.
Hamaky ny tohiny