Actualités

Sakoroka tao Ilaka Est Lehilahy iray maty, may ny moton’ny zandary


  • Sabotsy 26 Aprily 2014

Lehilahy iray maty, iray naratra, may ny moton’ny zandary.

 Io no vokatry ny sakoroka tao Ilaka Est, Vatomandry omaly. Nisy lehilahy voampanga ho mpangala-jaza tany Ifasina I naterin’ny kartie mobila tao amin’ny zandary hatao fanadihadiana. Nisy nitaky ny hampiharana fitsaram-bahoaka aminy ka izay no nitarika ny sakoroka teo amin’ny vahoaka sy ny zandary tao an-toerana. Fanintelony tamin’io omaly io no nisy tranga toy izao tao Ilaka Est hatramin’ny 2009 no ho mankaty.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT