• Zoma 02 Mey 2014
Actualités.Pr Razaranaina Jean Claude Andrasana ny fiverenan’ny famatsiam-bola ny SAMIFIN

Asa goavana manerantany efa am-polony taona maro ny ady amin’ny famotsiam-bola sy ny fampihorohoroana. Azo ambara fa taraiky ihany isika eto Madagasikara raha ity sehatra ity no resahana. Nanampy trotraka ny krizy nanomboka tamin’ny taona 2009. Nisy ny resadresaka nifanaovana tamin’ny Tale jeneralin’ny Samifin, ny profesora Razaranaina Jean Claude.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Mey 2014
Actualités.Zon’ny mpiasa Hohatsaraina manaraka ny vanim-potoana

Tafapetraka tamin’ny fomba ofisialy omaly maraina tany Miarinarivo faritra Itasy ny ny “Club Zandriolona CNaPS”, nifanojo tamin’ny datin’ny 1 mey, fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny asa izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Mey 2014
Actualités.FJKM Mitaky ny hanokafana tsy misy fepetra ny “Radio Fahazavana”

Mitaky ny hanokafana tsy misy fepetra ny Radio Fahazavana sy ny famerenana ny fananany norobain’ny Fitondrana Tetezamita, ho amin’ity taona 2014 ity ny FJKM. Nivoitra io tamin’ny famaranana ny fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe, izay nivory teto Antananarivo tamin’ny 23-30 Aprily.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Aprily 2014
Actualités.“Salon de l’emploi et de la jeunesse” Fahombiazana ho an’ny mpikarakara, tombony ho an’ny tanora

Tontosaina ao Toamasina hatry ny omaly ary hitohy anio ny andiany voalohany amin’ny «Salon régional de l’emploi et de la jeunesse».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Aprily 2014
Actualités.Andranomanelatra Antsirabe May ny fivarotana voankazo, 20 tafo no indray kila

Trano fivarotam-boankazo niisa 20 tafo no indray kilan’ny afo tao Andranontsara, Kaominina Andranomanelatra Antsirabe II ny omaly talata 29 aprily teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Aprily 2014
Actualités.Fitsarana fiara mpitondra solika Mitaraina ireo mpitatitra

Velon-taraina amin’ny afitsoky ny rafitra manokana mpitsara ireo fiara «citerne» mpitondra solika (APAVE) ireo mpitatitra.

Hamaky ny tohiny
FTT