Actualités

“Salon de l’emploi et de la jeunesse” Fahombiazana ho an’ny mpikarakara, tombony ho an’ny tanora


  • Alarobia 30 Aprily 2014

Tontosaina ao Toamasina hatry ny omaly ary hitohy anio ny andiany voalohany amin’ny «Salon régional de l’emploi et de la jeunesse».

 Fahombiazana raha ny andro voalohany omaly no ambara, satria nifanotofan’ny tanora ireo tranoheva miisa 41 nisy ireo toeram-panofanana sy birao na orinasa mitady asa ary ireo orinasa mpiara-miasa akaiky amin’ny tanora sy ny fanofanana azy ireo ho lasa matihanina. «Asa ho an’ny tanora, fanalahidin’ny fampandrosoana maharitra», izay no lohahevitry ny hetsika. Nilaza ny minisitry ny asa sy ny fanofanana arak’asa ary fampianarana teknika, Atoa Horace Gatien, fa maika ny fanofanana tanora afaka hiatrika asa avy hatrany sy tanora manana traikefa manokana amin’ny asa vaventy.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT