• Alarobia 07 Mey 2014
Actualités.Ankoririka - Morarano Chrome Tany 184 ha bodoin’olon-tokana

Niantso ireo raiamandrenin’ny tanàna sy solontenam-panjakana ny vahoaka ao Ankoririka sy manodidina nanajary ny tany “Périmètre de colonisation” mirefy 184ha ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Mey 2014
Actualités.Gisèle Rabesahala Vehivavy niavaka teto Afrika

Voatsonga ho anisan’ireo vehivavy nanamarika ny tantaran’i Afrika i Gisèle Rabesahala, araka ny tapaky ny fihaonamben’ny sampanasan’ny Firenena Mikambana misahana ny Siansa sy ny Kolontsaina na Unesco andiany faha-37 ny 13 novambra 2013.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Mey 2014
Actualités.Fitsarana ady heloka Toamasina Hanomboka ny 02 jona raha tonga ny vola

Efa voaoman’ny fitsarana ambony ao Toamasina ny antontan-taratasy rehetra entina miatrika ny andiany voalohany ny fitsarana ady heloka bevava tsotra (CCO) amin’ity taona 2014 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Mey 2014
Actualités.Salon de l'Entrepreunariat et de l'Emploi 2014 Hanomboka afaka rahampitso etsy amin’ny Lapan’ny tanàna

Afaka rahampitso zoma 09 mey sy ny sabotsy 10 mey no hotanterahina etsy amin'ny Lapan'ny tanàna Analakely ilay Salon de l'Entrepreunariat et de l'Emploi andiany faharoa, karakarain'ny orinasa Kentia sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Mey 2014
Actualités.Sekoly ambony ASJA Nampihaona ireo mpianatra tranainy tao aminy

Nanokana telo andro, ny 1,2,3 mey lasa teo, ny sekoly ambony ASJA nanamarihana ny 01 mey, fetin’ny asa.

Hamaky ny tohiny
FTT