• Sabotsy 10 Mey 2014
Actualités.Fisolokiana sy fanaovana vola sandoka Liberianina sy Gineanina tratra tao Toamasina

“Vokatry ny vaovao azo tamin’ny olona tsara sitrapo, dia voasambotray ireo teratany afrikanina mpanao vola sandoka sy mpisoloky olona. Niaiky ny heloka vitany izy ireo nefa anjaran’ny fitsarana ny sisa…”.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Mey 2014
Actualités.Inner Wheel International Nanao tolotanana ireo zaza nania beazin’ny Toby Anjarisoa Amborovy

Tsy diso anjara tamin’ny fanampiana avy amin’ny fikambana Inner Wheel International ireo ankizy tezaina ao amin’ny tobin’ny zaza nania ao Amborovy nandritran’ny fandalovan’ireo delegasion’ny fikambanana nanao fihaonambe iraisam-pirenena tao Mahajanga tamin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 10 Mey 2014
Actualités.Salon de l'Entrepreunariat et de l'Emploi Tratra sahady ny tanjona ho an’ny andiany faharoa

Tratra sahady ny tanjona tamin'ilay Salon de l'Entrepreunariat et de l'Emploi andiany faharoa tanterahina etsy amin'ny Lapan'ny tanàna Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Mey 2014
Actualités.Andro iraisam-pirenena ho an’ny PARAMED Hetsika ara-tsosialy no hanamarihana azy ao Ambositra

Hanamarika ny andro iraisam-pirenena ho an’ny PARAMED ireo mpitsabo mpanampy ao Ambositra anio zoma 09 mey 2014.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Mey 2014
Actualités.Komity Mpitantana ny Barea Nanipy “gant” ry Hery Rasoamaromaka

Nampiantso mpanao gazety tetsy Mahamasina omaly takariva ireo filohana klioba telo mpikambana ao anatin’ilay Komity Mpitantana ny Barean’i Madagasikara ka nanambara ofisialy fa miala tsy ho mpikambana ao anatin’ity rafitra ity intsony noho ny fisian’ny tsy fitoviam-pijery eo amin-dry zareo sy ny eo anivon’ny Federasiona Malagasin’ny Baolina kitra.

Hamaky ny tohiny
FTT