• Alatsinainy 12 Mey 2014
Actualités.Beroroha Raikitra ny «couvre-feu»

Saika isan’andro andrenesana halatra omby foana any amin’ny Distrikan’i Beroroha, faritra Atsimo Andrefana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Mey 2014
Actualités.Mpianatra marary mafy any Chine Aiza ny fanjakana ?

Mahatsiaro ho kamboty tsy misy mpiahy ireo mpianatra malagasy mianatra any Chine, indrindra manoloana ny voina nahazo ny naman’izy ireo iray, Zaid Sylvain, mianatra ao amin’ny oniversite Wuhan, voadona teo amin’ny lohany nandritra ny lalao baolina kitra nifanaovan’ny samy mpianatra afrikanina tamin’ny 7 aprily 2014. Tsy nahatsiaro saina noho ny dona mafy nahazo azy i Zaid Sylvain nanomboka teo. Ny vaovao farany mikasika azy izao dia tsy mbola mifoha tanteraka izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Mey 2014
Actualités.Dispanseran’Andraikiba Hitarina hisy fampiterahana

Raikitra ny fanitarana ny Dispansera SADIFI Andraikiba hisy toerana hampiterahana ireo reny bevohoka. Napetraka ny sabotsy 10 mey 2014 lasa teo ny vato fototra hanamarihana ny fanombohan’ny asa izay heverina fa ho vita ao anatin’ny telo volana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Mey 2014
Actualités.Raharimanarivo Voahanginiaina «Tokony hatao lalàm-pirenena Itaosy»

Distrika be mponina no sady be velarana aorian’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra i Atsimondrano. Tena manahirana ny mpiara-belona isan’andro, ohatra, ny tohana eo amin’ny sehatry ny fifamoivoizana, indrindra ny fahasimban’ireo lalana amin’ny vanim-potoam-pahavaratra.

Hamaky ny tohiny
FTT