- Alakamisy 15 Mey 2014
Actualités.Toamasina Mampihorohoro ireo «Bandes des quinze»
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mamita iraka mandritra ny efatra andro eto Madagasikara ny filoha lefitry ny Banky Iraisam-pirenena misahana an’i Afrika, Makhtar Diop manomboka anio.
Hamaky ny tohinyHampihatra ny lalàna amin’izay ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Tahaka ny atao amin’ireo mpivarotra toaka tsy mbola manidy tsena aorian’ny 9 ora alina dia iharan’ny sazy koa manomboka izao ireo mandika lalàna rehetra.
Hamaky ny tohinyMampihoron-koditra sy mampivarahontsana ny zavatra niseho tao Ambatondrazaka ny folakandron’ny alatsinainy 12 mey teo. Vehivavy mpandraharaha iray no nisy nanafika tao an-tranony ary namoy ny ainy vokatry ny vono natao azy.
Hamaky ny tohinyNoraisin’ny Faritra Boeny an-tanana, nampian’ireo malalatanana ny fanalana ireo fako nivangongo ao Mahajanga tampon-tanàna nanomboka ny zoma 09 mey teo, na dia anjaran’ny Kaominina aza izany.
Hamaky ny tohinyNirodorodo namonjy ny fankalazana ny herinandron’ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza tao amin’ny Kaominina Ambandrika ireo renim-pianakaviana tao amin’ny Distrikan’Ambatondrazaka.
Hamaky ny tohiny