• Talata 20 Mey 2014
Actualités.Alaotra sompitr’i Madagasikara Mitaraina noho ny hafitsoky ny valala ny vahoaka

Mitaraina mafy ary manao antso avo amin’ny fitondram-panjakana mahefa ny vahoaka mpamoka-bary any Alaotra sompitr’i Madagasikara noho ny hafitsoky ny valala, hoy ny depiote Andriamasimanana Auréline voafidy tao Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Mey 2014
Actualités.Zazalahy 8 taona notetitetehana Halatra taova sa vono olona tsotra ?

Hatairana ny an’ireo mponina tao Andranomadio P/elle11/43, Toamasina ny alahady maraina teo, raha nahita gony nisy fatin-jazalahy kely, tokony ho valo taona, notetitetehana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Mey 2014
Actualités.Sefo Fokontany tompon’omby Maty tsy tra-drano notifirin’ny dahalo

Tsy mifaditrovana ny malaso any amin’iny faritra Atsimo Andrefana iny. Sefo fokontany iray novonoin’ny dahalo tamin’ny fomba feno habibiana ny alin’ny talata teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Mey 2014
Actualités.Ratsimandrava Tantara an-tsary atolotry ny Tia Tanindrazana

Harahinao mpamaky isan’andro manomboka anio ato amin’ny gazety Tia Tanindrazana ny tantara an-tsary «RATSIMANDRAVA».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Mey 2014
Actualités.Nanolana zanaka mpimasy Lasa adala nanary lamba ilay tovolahy

Maso mahita ity trangam-piarahamonina iray ity. Sendra ny nahay azy ity tovolahy mafana fo mpitory teny an-dalambe ity. Voalaza fa izay tovovavy mivavaka ao amin’ny fiangonany dia hadalainy avokoa. Nisy zazavavy zanaka mpimasy nadalainy ka tafaraka taminy.

Hamaky ny tohiny
FTT