• Alarobia 21 Mey 2014
Actualités.Hopitaly Befandriana Avaratra Nisy nibata ny “coffre”, very ny 17 tapitrisa Ariary

“Coffre” vy milanja 105 kg ity nisy nibata tamin’ny fomba mahagaga ity. Tao anaty hotely no navelan’ireo jiolahy “coffre” efa vaky.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Mey 2014
Actualités.SECES Tana Raikitra indray ny fitokonana

Raikitra indray ny fitokonana fanairana hataon’ny Mpampianatra mpikaroka hanerena ny fanjakana hanome ny fitakiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Mey 2014
Actualités.Toamasina I 4 miliara Ariary hanarenan-dalana

Nisy ny atrikasa notarihin’ny minisitry ny asa vaventy tao amin’ny lapan’ny tanànan’i Toamasina omaly maraina izay naharitra ora roa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Mey 2014
Actualités.Fanararaotana ara-nofo tamina mpianatra Mpampianatry ny oniversite iray migadra 3 volana am-ponja

Nampidirin’ny Fitsarana am-ponja telo volana ny mpampianatra iray ao amin’ny oniverisiten'i Barikadimy Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Mey 2014
Actualités.MALAZA ERANTANY AFRIKA

DJIBOUTI : Nakaton’ny miaramila ny tranon’ny mpanohitra Nanaovan’ny mpitandro ny filaminana bemidina ary nakatona ny tranon’ny antoko mpanohitra ARD (Alliance Républicaine pour le Développement) tany amin’ny Distrikan’i Arhiba ny sabotsy teo. Tsy nisy taratasy avy amin’ny fitsarana nanakatonana ny trano, fa dia noterena hivoaka tao avokoa izay olona mbola tao anaty trano, avy eo nohidiana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Mey 2014
Actualités.Ankadimbahoaka Ahoron’ny Karana ny tany, mangasihasy ny Gasy

Taorian'ny fandravana trano teny Nanisana izay namoizana ain'olona iray dia raikitra indray ny fandravana trano omaly tetsy Ankadimbahoaka. Lasan'ny Karana mantsy ny tany ka fianakaviana 21 tafo no tsy maintsy alana amin'ny tany izay efa nohajariany nandritra ny 80 taona ho an'ny sasany.

Hamaky ny tohiny
FTT