Actualités

Hopitaly Befandriana Avaratra Nisy nibata ny “coffre”, very ny 17 tapitrisa Ariary


  • Alarobia 21 Mey 2014

“Coffre” vy milanja 105 kg ity nisy nibata tamin’ny fomba mahagaga ity. Tao anaty hotely no navelan’ireo jiolahy “coffre” efa vaky.

  Nanjavona tsy namerina fanalahidy akory anefa ny olona nanofa efitrano tao amin’ilay hotely. Mbola nisy taratasim-bola sy vola 4 hetsy sy 3 tapitrisa Ariary tavela tao anatiny, izay nitokana tao anaty vatasarihan’ilay “coffre” tsy voavahan’ireo jiolahy. Vola tokony ho nandoavana tambin-karaman’ireo nandray anjara tamin’ny Herinandron’ny fahasalaman’ny reny sy zaza farany teo no very. Nisy olona efa voasambotra ary natolotra ny fampanoavana tao Mandritsara omaly.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT