• Alakamisy 22 Mey 2014
Actualités.Taksibe Tsy maintsy miasa alina amin’izay

Tsy afa-miala intsony ny taksibe miasa eto an-drenivohitra fa tsy maintsy manaraka an-tsakany sy an-davany izay voalazan’ny lalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Mey 2014
Actualités.Fitadiavana Nifindra lasy ao Toamasina ireo mpivarotena teto Iarivo

Taorian’ny nampiharan’ny Kaominin’Antananarivo ny lalàna fikatonan’ireo trano fisotroana amin’ny 09 ora alina sy nanenjehana ihany koa ireo mpivarotena mijorojoro amin’ny sisin’arabe maromaro, dia lasa nifindra lasy ao Toamasina ny sasany amin’izy ireo ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Mey 2014
Actualités.Hopitaly CHRR Antsirabe Hampahafantatra ireo tolotra misy ao aminy

Anisan’ireo hopitaly nivoatra ary manana ny maha izy azy ny Hopitaly Atsimo Antsirabe. Taorian’ny nahazoan’ity farany ny fitaovana marobe raitra sy avo lenta dia tapa-kevitra ny hanao varavarana misokatra izy ireo ho fampahafantarana ny besinimaro ny zava misy ao amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
FTT