Actualités
- Alatsinainy 26 Mey 2014
Actualités.Fandravana trano Lasa foto-dresaka Ankadimbahoaka
Anisan’ny vaovao lehibe tamin’ny herinandro lasa ny fandravana trano teny Ankadimbahoaka.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny vaovao lehibe tamin’ny herinandro lasa ny fandravana trano teny Ankadimbahoaka.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nisy fiantraikiny ratsy teo amin’ny tontolon’ny fanabeazana tany Alaotra ny krizy dimy taona teto amin’ny firenentsika. Misongadina izany ao amin’ny Kaominina Ambohimandroso, araka ny nambaran’ny Ben’ny tanàna Randriamanjara Raymond.
Hamaky ny tohiny“Betsaka ny fanakianana anay vadintany amin’ny fandravana trano, na fandroahana olona amin’ny tanin’olona iray. Tsy mpandrava trano no asanay fa mpampihatra didim-pitsarana ihany”.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny